Asa's Last Years
1. In the six and thirtieth year of the reign of Asa Baasha king of Israel came up against Judah, and built Ramah, to the intent that he might let none go out or come in to Asa king of Judah.
1. "La trente-sixième année du règne d`Asa, Baescha, roi d`Israël, monta contre Juda; et il bâtit Rama, pour empêcher ceux d`Asa, roi de Juda, de sortir et d`entrer."
1. Tamin' ny taona fahenina amby telopolo nanjakan' i Asa dia niakatra Basa, mpanjakan' ny Isiraely, hamely ny Joda, ka nanamboatra an' i Rama izy mba tsy hisy hahazo hivoaka na hiditra ho an' i Asa mpanjakan' ny Joda.
2. Then Asa brought out silver and gold out of the treasures of the house of the LORD and of the king's house, and sent to Benhadad king of Syria, that dwelt at Damascus, saying,
2. Asa sortit de l`argent et de l`or des trésors de la maison de l`Éternel et de la maison du roi, et il envoya des messagers vers Ben Hadad, roi de Syrie, qui habitait à Damas.
2. Ary Asa namoaka volafotsy sy volamena avy tamin' ny rakitry ny tranon' i Jehovah sy ny tranon' ny mpanjaka, dia nampitondra azy tany amin' i Beni-hadada, mpanjakan' i Syria, izay nitoetra tany Damaskosy, ka nanao hoe:
3. There is a league between me and thee, as there was between my father and thy father: behold, I have sent thee silver and gold; go, break thy league with Baasha king of Israel, that he may depart from me.
3. Il lui fit dire: Qu`il y ait une alliance entre moi et toi, comme il y en eut une entre mon père et ton père. Voici, je t`envoie de l`argent et de l`or. Va, romps ton alliance avec Baescha, roi d`Israël, afin qu`il s`éloigne de moi.
3. "Misy fanekena amiko sy aminao, tahaka ilay tamin' ny raiko sy ny rainao; koa, indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho anao aho, ka andeha tsoahy ny fanekenao amin' i Basa mpanjakan' ny Isiraely, mba hialany amiko."
4. And Benhadad hearkened unto king Asa, and sent the captains of his armies against the cities of Israel; and they smote Ijon, and Dan, and Abelmaim, and all the store cities of Naphtali.
4. "Ben Hadad écouta le roi Asa; il envoya les chefs de son armée contre les villes d`Israël, et ils frappèrent Ijjon, Dan, Abel Maïm, et tous les magasins des villes de Nephthali."
4. "Ary Beni-hadada nanaiky an' i Asa mpanjaka ka naniraka ireo komandin' ny miaramilany namely ny tanànan' ny Isiraely; dia nandrava an' Iona sy Dana sy Abela-maima ary ny trano fitahirizana rehetra izay teny amin' ny tanànan' ny Naftaly izy."
5. And it came to pass, when Baasha heard it, that he left off building of Ramah, and let his work cease.
5. Lorsque Baescha l`apprit, il cessa de bâtir Rama et interrompit ses travaux.
5. Ary izao no niseho, nony ren' i Basa izany, dia nitsahatra tsy nanamboatra an' i Rama izy, fa natsahany ny asany.
6. Then Asa the king took all Judah; and they carried away the stones of Ramah, and the timber thereof, wherewith Baasha was building; and he built therewith Geba and Mizpah.
6. Le roi Asa occupa tout Juda à emporter les pierres et le bois que Baescha employait à la construction de Rama, et il s`en servit pour bâtir Guéba et Mitspa.
6. "Ary namory ny Joda rehetra Asa; ary dia nesorin' ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin' i Basa, ka nentiny nanamboatra an' i Geba sy Mizpa."
7. And at that time Hanani the seer came to Asa king of Judah, and said unto him, Because thou hast relied on the king of Syria, and not relied on the LORD thy God, therefore is the host of the king of Syria escaped out of thine hand.
7. Dans ce temps-là, Hanani, le voyant, alla auprès d`Asa, roi de Juda, et lui dit: Parce que tu t`es appuyé sur le roi de Syrie et que tu ne t`es pas appuyé sur l`Éternel, ton Dieu, l`armée du roi de Syrie s`est échappée de tes mains.
7. Ary tamin' izany fotoana izany dia nankeo amin' i Asa mpanjakan' ny Joda, Hanany mpahita ka nanao taminy hoe: Noho ny niankinanao tamin' ny mpanjakan' i syria, fa tsy niankinanao tamin' i Jehovah Andriamanitrao, dia afa-nandositra ny tananao ny miaramilan' ny mpanjakan' i Syria.
8. Were not the Ethiopians and the Lubims a huge host, with very many chariots and horsemen? yet, because thou didst rely on the LORD, he delivered them into thine hand.
8. Les Éthiopiens et les Libyens ne formaient-ils pas une grande armée, avec des chars et une multitude de cavaliers? Et cependant l`Éternel les a livrés entre tes mains, parce que tu t`étais appuyé sur lui.
8. Tsy marobe va ny Etiopiana sy ny Lobita, ary tsy marobe koa va ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny? Nefa noho ny niankinanao tamin' i Jehovah, dia natolony teo an-tananao ireo.
9. For the eyes of the LORD run to and fro throughout the whole earth, to shew himself strong in the behalf of them whose heart is perfect toward him. Herein thou hast done foolishly: therefore from henceforth thou shalt have wars.
9. Car l`Éternel étend ses regards sur toute la terre, pour soutenir ceux dont le coeur est tout entier à lui. Tu as agi en insensé dans cette affaire, car dès à présent tu auras des guerres.
9. Fa ny mason' i Jehovah mijery eny tontolo eny eran' ny tany rehetra, mba hisehoany amin-kery hamonjy izay manana fo mahitsy aminy. Nanao hadalana ianao tamin' izany, ka dia hisy ady hahazo anao hatramin' izao.
10. Then Asa was wroth with the seer, and put him in a prison house; for he was in a rage with him because of this thing. And Asa oppressed some of the people the same time.
10. Asa fut irrité contre le voyant, et il le fit mettre en prison, parce qu`il était en colère contre lui. Et dans le même temps Asa opprima aussi quelques-uns du peuple.
10. "Dia tezitra tamin' ilay mpahita Asa ka nanao azy tao an-tranomaizina; fa nisafoaka taminy indrindra izy noho izany zavatra izany. Ary ny olona sasany koa dia nampahorian' i Asa tamin' izany."
11. And, behold, the acts of Asa, first and last, lo, they are written in the book of the kings of Judah and Israel.
11. Les actions d`Asa, les premières et les dernières, sont écrites dans le livre des rois de Juda et d`Israël.
11. Ary, indro, ny asan' i Asa, na ny voalohany na ny farany, dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Joda sy ny Isiraely.
12. And Asa in the thirty and ninth year of his reign was diseased in his feet, until his disease was exceeding great: yet in his disease he sought not to the LORD, but to the physicians.
12. "La trente-neuvième année de son règne, Asa eut les pieds malades au point d`éprouver de grandes souffrances; même pendant sa maladie, il ne chercha pas l`Éternel, mais il consulta les médecins."
12. "Ary tamin' ny taona fahasivy amby telopolo nanjakan' i Asa dia narary tamin' ny tongony izy, ka nihamafy indrindra ny aretiny; nefa na dia tao amin' ny aretiny aza, dia tsy nitady an' i Jehovah izy fa ireo dokotera ihany."
13. And Asa slept with his fathers, and died in the one and fortieth year of his reign.
13. "Asa se coucha avec ses pères, et il mourut la quarante et unième année de son règne;"
13. "Ary nodimandry any amin' ny razany Asa; maty izy tamin' ny taona fahiraika amby efapolo nanjakany."
14. And they buried him in his own sepulchres, which he had made for himself in the city of David, and laid him in the bed which was filled with sweet odours and divers kinds of spices prepared by the apothecaries' art: and they made a very great burning for him.
14. on l`enterra dans le sépulcre qu`il s`était creusé dans la ville de David. On le coucha sur un lit qu`on avait garni d`aromates et de parfums préparés selon l`art du parfumeur, et l`on en brûla en son honneur une quantité très considérable.
14. "Dia nalevin' ireo tao amin' ny fasany ihany izy, izay nolavahany ho azy tao an-Tanànan' i Davida, ka nampandriana teo amin' ny fandriana efa nofenoina fofona manitra sy karazana zava-manitra nataon' ny mpangaroharo zava-manitra; ary nandoroana zavatra betsaka izy."